VONJEO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

https://tononkira.serasera.org/hira/hanitrliva-.-chorale-du-metm-ziona-famonjena-fianarantsoa/vonjeo

Andriananahary e, vonjeo izahay e
fa miharatsy sy mihamafy ity fiainanay
Tsy zaka intsony, mafy ny adinay,
omeo hery mba tsy ho very ity zandrinao

Miantso anao, miantso mafy vonjeo zahay (zanahary e!)
Mangeja loatra ity fahotana mahazo anaytononkira.serasera.org (zanahary e!)
Vonjeo Zanahary e mijaly ny ainay
Vonejeo fa marary e ity fanahinay

Andriananahary e ampio izahay e
fa miady irery ka mila ho resin'ny fankam-panahy
Ny asan'i satana mamely anay,
omeo hery mba tsy ho very ity zandrinao!


A/C Dinah GABRIEL
HANITR'OLIVA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Mpamaky : 118
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : HANITROLIVA301
Tamin'ny : 09/12/2019 14:25:30
ID : 12273

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo