TORIO KRISTY (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Odianao tsy hita ve? sa kosa tsy mandre
ny antson'ny Tompo ianao?
Ankehitriny izao, andeha re ilazao ka torio , torio Kristy!"

"Koa mandehana ianao amin'izao tontolo izao
Mibebaha , mibebaha ry olona ô!
Indro efa akaiky izao ny andro farany ety,
avia, avia ka torio!"

"Efa hatrin'ny elabe Jesosy Tompo re
no niandry anao ka mibebaha!
Ny hadalana be ety ilaozy ka ario fa
Torio , torio Kristy!"

RANDRIANASOLO Andry
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Vangy : 300
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rijajose
Daty : 05/01/2023 14:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744