NY FIVAVAKO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fivavako anio ry Jesô ô! mba hitondra aminao ireo adin-tsaiko.
Ka ny fakam-panahy izay mangoly ahy aza avelanao handavo ahy ry Jesô ô.

Ny fahotako hatrizay ifonako aminao ka omeo fo vaovao izay mba hatoky anao.
Ka eo an-tànanao smvxbnaf no anolorako anio ity fon-janakao mba ho vao sy hadio Jesosy ô!

Na dia efa maro tsy tambo isaina Jesosy ô ireo ota izay nataoko aoka ianao tsy hanary ahy.
Ka ireo androko sisa kwqvfgr izay nomenao ahy tononkira.serasera.org no hafatotro aminao, ho  anao re ry Ray ho mandrakizay.


          Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon lvhctsh

--------
Link:
Comments
Ridza95 ( 16/03/2018 13:34)
Andriamanitra mamela ny fahotanatsika raha matoky azy ka mino sy mibebaka isika!
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0382