NY FIVAVAKO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fivavako anio ry Jesô ô! mba hitondra aminao ireo adin-tsaiko.
Ka ny fakam-panahy izay mangoly ahy aza tononkira.serasera.org avelanao handavo ahy ry Jesô ô.

Ny fahotako hatrizay ifonako aminao ka omeo fo vaovao izay mba hatoky anao.
Ka rlidc eo an-tànanao no anolorako anio ity fon-janakao mba ho vao sy hadio Jesosy ô!

Na dia efa maro tsy tambo isaina Jesosy ô ireo ota izay nataoko aoka ianao tsy hanary ahy.
Ka ireo androko sisa izay nomenao ahy no hafatotro aminao, ho  anao re jegq ry Ray ho mandrakizay.


          Tonony bdedytpk sy feony: RAMANANTSOA Salomon

--------
Lien:
Commentaires
Ridza95 ( 16/03/2018 13:34)
Andriamanitra mamela ny fahotanatsika raha matoky azy ka mino sy mibebaka isika!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0466