JESOSY NO FIDIO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Jesô , io tononkira.serasera.org no fidio!
Ilay Jesô, io no itokio!
Io ilay tsy mamitaka, io Ilay fanavotana!
Ilay rnqekg Jesô no iantehero qpscytbv sy fidio
Ilay Jesô nanome ny ainy manontolo noho ianao!
Fanavotan-dehibe, fanavotana ho anao!
Noho ny rà nalatsany nanafaka ny taninao!
Noho ny rà nalatsany, io ilay Fitiavany
Noho ny rà nalatsany ho ahy sy ho anao!
Isanandro no azo ifidianana Azy!
Ianao ihany no coqt hanao ny raharaha!
Ao am-po no andatsaho, ao ilay safidinao
Ilay devoly anie no mpifanandrina!
RAKOTONIRINA Heriniaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 822
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rijajose
Daty : 05/01/2023 14:20