hafaliana (Groupe Ny toa azy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitondra hafaliana yksg ho anao androany
Hamafa ny olana sy ny tomany
Ilay Tompo Mahery Mpamonjy anao
Dia vonona foana hatramizao
Koa raisintsika amin - kafaliana hatrany


REF:
       tononkira.serasera.org   Faly tokoa re izahay
        htoc  Manana Anao Toky sy Mpiahy
    wblb      Ho mpitarika ny fiainanay
         Ravoravo e ny fo manantena fa ho to
         Aminay ny fiadanana


Koa na maro aza ireo fitsapana
Miteraka olana sy fahantrana
Ny ho kivy sanatria
Tsy ho ketraka satria
Eo Ianao ilay Fifaliana
Ho anay

REF:

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Ny toa azy
Visites : 766
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sitrakaandraina
Date : 26/10/2023 14:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2265