TEO FOANA (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
talbhkf Ny foko izay miantso Anao ry Ray
Dia feno loto haratsiana
Tsy nihevitra Anao
Ka nanao izay tiako aho
Tsy nahatsapa akory, fa efa lavitra Anao
Soa fa mbola misy ny fotoana
Nahatsapana ny fahadisoana
Hiverenana Aminao
Fa tsy mahavita tena aho
Tena mila ny nokgcsrz tononkira.serasera.org fanatrehanao
Fa Ianao, ilay Ray, tsy nandao
Niandry ahy, nijery ahy
Fa izaho, hatrizay, no nania
Hay Ianao teo anilako foana
Teo foana…….
Isaorako Anao tokoa ry Ray
Ny nandraisanao ahy iyly indray
Ho isan’ny navotanao
Ka afaka midera izao
Hanao ny asanao
Mandra-pihavinao
Dia feno loto haratsiana
Tsy nihevitra Anao
Ka nanao izay tiako aho
Tsy nahatsapa akory, fa efa lavitra Anao
Soa fa mbola misy ny fotoana
Nahatsapana ny fahadisoana
Hiverenana Aminao
Fa tsy mahavita tena aho
Tena mila ny nokgcsrz tononkira.serasera.org fanatrehanao
Fa Ianao, ilay Ray, tsy nandao
Niandry ahy, nijery ahy
Fa izaho, hatrizay, no nania
Hay Ianao teo anilako foana
Teo foana…….
Isaorako Anao tokoa ry Ray
Ny nandraisanao ahy iyly indray
Ho isan’ny navotanao
Ka afaka midera izao
Hanao ny asanao
Mandra-pihavinao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 650
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 01/08/2023 13:32
