omeo fahendrena (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo aho
Omeo fahendrena aho Tompo bvssxy ô
Mba ahaizako manao,
Manao ny sitrakao
Tsy ny fitahiana spluuj ihany
Na ny fahagagana pnsjsoz be dia be
Tsy izany ihany e, fa tononkira.serasera.org omeo
Omeo fahendrena
Omeo fahendrena aho
Omeo fahendrena aho Tompo bvssxy ô
Mba ahaizako manao,
Manao ny sitrakao
Tsy ny fitahiana spluuj ihany
Na ny fahagagana pnsjsoz be dia be
Tsy izany ihany e, fa tononkira.serasera.org omeo
Omeo fahendrena
Omeo fahendrena aho
--------
Lien:
A propos
Artiste : Groupe NAINAVisites : 933
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:23
