omeo fahendrena (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aruvu tononkira.serasera.org Omeo aho
Omeo fahendrena aho dcyh Tompo ô
Mba ahaizako manao,
Manao ny sitrakao
Tsy ny fitahiana ihany
Na ny fahagagana be dia be
Tsy izany ihany e, bvfvysz fa omeo
Omeo fahendrena
Omeo fahendrena aho
Omeo fahendrena aho dcyh Tompo ô
Mba ahaizako manao,
Manao ny sitrakao
Tsy ny fitahiana ihany
Na ny fahagagana be dia be
Tsy izany ihany e, bvfvysz fa omeo
Omeo fahendrena
Omeo fahendrena aho
--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 935
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:23
