omeo fahendrena (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo aho
Omeo fahendrena aho Tompo ô
Mba ahaizako manao,
Manao ny wxfekmqc sitrakao
Tsy ny fitahiana ihany
Na ny fahagagana xwuhm be dia be
Tsy izany ihany e, fa omeo
Omeo fahendrena
Omeo fahendrena tononkira.serasera.org aho
ukjwtea
Omeo fahendrena aho Tompo ô
Mba ahaizako manao,
Manao ny wxfekmqc sitrakao
Tsy ny fitahiana ihany
Na ny fahagagana xwuhm be dia be
Tsy izany ihany e, fa omeo
Omeo fahendrena
Omeo fahendrena tononkira.serasera.org aho
ukjwtea
--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 871
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:23
