Endrey ny fitiavanao (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny fitiavanao Raiko ô
Tsara sy maharitra,
Tsy mba voafaritra
Mahatoky sady tsy ifns miova izy izay
Fa azo antoka tononkira.serasera.org mandrakizay
Manolo-tsaina, mampiray zawkkxxr ny fo
Manome aina, fatratra tokoa
Iza hwim re no manana fitiavana toy izao?
Tsy misy afa tsy ‘lay Jesoa tia.
Tsara sy maharitra,
Tsy mba voafaritra
Mahatoky sady tsy ifns miova izy izay
Fa azo antoka tononkira.serasera.org mandrakizay
Manolo-tsaina, mampiray zawkkxxr ny fo
Manome aina, fatratra tokoa
Iza hwim re no manana fitiavana toy izao?
Tsy misy afa tsy ‘lay Jesoa tia.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe NAINAHits : 846
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:28
