MAHEFÀ BE MANDRAKARIVA (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny antom-pisiantsika rehetra eto ambonin'ny tany
Dia ny hanompo sy hidera fuzmcs an'Ilay nahary
Ny fahasoavany zbew no naha toy izao ahy sy anao
Ny fitiavany no namonjeny izao tontolo izao

Ref: Koa amin'izany ry rahalahy
Miorena tsara aza miova
Mahefà be mandrakariva amin'ny asany
Fa tsy ho foana ny fikelezanareo aina ao xlieyp aminy

2) Ny olana sy ny fitsapàna dia misy hatrany
Fa tsy tononkira.serasera.org natao hampihemotra akory izany
Ny Fanahy Masina no hampahery anao
Hanoro lalana amin'izay rehetra atao

3) Tsy very maina ny ezaka izay ataontsika
Fa any am-parany mbola handova an'ilay paradisa
Toerana izay mahafinaritra tokoa
Toerana iray izay tsy manam-paharoa

A/C Tsynjo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe AGAPE Mahajanga
Visites : 588
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 29/05/2024 21:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331