Tsy ampy anao (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy fotoana 'zaho iukmnh tsy nampatorinao
Lasan'eritreritra foana, nandinika ny mombantsika roa
Mba rahoviana iany vao hisy fotoana
Fa mangatsika loatra ilay fitiavana
Fa ny antsika tsy mba toy ny hafa,
Izao aty ianao any, nefa mifankatia
Ny finday no namana any mampifandray
Entin_drivotra any hoany ilay fitia
Raha ny fihaonana aloha,mety indray tononkira.serasera.org mandeha sa indroa
Tsapako fa tsy ampy antsika izy ireny,
Marary iany fa aleoko lnxey tsy miteny
Refrain:
Tia anao, fa mafy ny elanelana
Anome hafanana izara fitia tsy ho ferana
Dia hafatra no ataoko, feno fo matetitetika
Hiahy ilay fitia tsy hilentika
(Bis)
Voajeriko isa_minitra, izay rehetra miseho anaty rindrinao
Vao mampiseho ilay bika, mjugbvf mila ho vaky ny ao anatiko ao
Indrindra moa fa misy fo, avy amina bandy iray,
Be fanadinkadina aho zary ady indraindray
Fa ny antsika tsy mba roy ny hafa....
Raha ny fihaonana aloha, ........
Refrain: 2x

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gonna MusicHits : 140
Likes : 1 Like
Created by : Mboula Ny Rotsy
Date : 01/06/2026 22:51