Satriny ianao tsy ho ahy (Gonna Music)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha manjombona ny any
Torak'izay ny dtkowxv aty, aza mitomany ianao,
Mitrakà dia mitsiky,
Fa ny andro anio tsy hitoetra fa handalo
Ilay fitiavana koa tena be fahavalo
Satriny ianao tsy hoa ahy, dia satriny koa 'zaho tsy hoanao
Raha mifikitra ianao, mitazona ilay fitia
Betsaka ny ho kivy, mahitantsika miara_dia
Dia hitazona koa aho ilay voady mandramaty
Tsy asiko toerana hoan'ireo mpanaratsy
Fa satriny ianao mba ho azy, dia satriny koa 'zaho tsy hoanao

Refrain: tononkira.serasera.org
Fa efa ianao ilay anjarampitia
Tsy hosoloina hafoy khrv sanatria
Fa efa ianao ilay ato ampoko, ianao irery
Ny ankoatranao ny foko efa tery

Fa satriny ianao tsy ho ahy, satriny koa zaho tsy hoanao
Fa satriny ianao tsy ho ahy, ejzskyze dia satriny koa 'zaho tsy hoanao

Raha manjombona ny any, torak'izay ny aty
Aza mitomany ianao, mitrakà dia mitsiky
Fa ny andro anio tsy hitoetra fa handalo
Ilay fitiavako anao, efa tsy atakalo ...

Satriny ianao tsy ho ahy ....

Refrain :

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Gonna Music
Hits : 218
Likes : 1 Like
Created by : Mboula Ny Rotsy
Date : 01/06/2026 23:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3752