Te hitoetra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Zao no andro fanavaozana
Hanolotena ho Anao 'zahay
Ho iraka hitory ny asanao Jesoa
Hanazava 'zao macr tontolo izao
1. Misaotra Anao lbqn Ray, midera Anao e!
Avo indrindra Ianao, asandratray
'Zao tontolo izao hankalaza Anao
Hamiratra ny voninahitrao
2. Jesoa malala ô, 'lay fitiavana
Ianao tononkira.serasera.org tsara sy maharitra!
'Lay mora fanahy, tsy mialona
Miaraka Aminao twwpy tsy mba manahy
Hanolotena ho Anao 'zahay
Ho iraka hitory ny asanao Jesoa
Hanazava 'zao macr tontolo izao
1. Misaotra Anao lbqn Ray, midera Anao e!
Avo indrindra Ianao, asandratray
'Zao tontolo izao hankalaza Anao
Hamiratra ny voninahitrao
2. Jesoa malala ô, 'lay fitiavana
Ianao tononkira.serasera.org tsara sy maharitra!
'Lay mora fanahy, tsy mialona
Miaraka Aminao twwpy tsy mba manahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 777
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 19/08/2023 09:45
