Salamo 133 (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey, tsara sy tononkira.serasera.org mahafinaritra
Raha ny mpirahalahy no miara-monina
Fa voadidin'i jyxodq Jehovah ho eo ny fitahiany
Dia fiainana ho mandrakizay.
Tahaka ny diloilo amin'ny xvyttpw loha
Izay mitsororoka amin'ny somotra
Dia ny somotr'i Arona
Izay mitsororoka vlmagzz amin'ny tongotr'akanjony
Tahaka ny ando any Hermona
Raha ny mpirahalahy no miara-monina
Fa voadidin'i jyxodq Jehovah ho eo ny fitahiany
Dia fiainana ho mandrakizay.
Tahaka ny diloilo amin'ny xvyttpw loha
Izay mitsororoka amin'ny somotra
Dia ny somotr'i Arona
Izay mitsororoka vlmagzz amin'ny tongotr'akanjony
Tahaka ny ando any Hermona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 982
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 27/04/2022 19:48
