Ny voninahitra ho Anao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny voninahitra ho Anao, Tompo Andriamanitray
Fa mpanjaka Avo indrindra Ianao
Ny tany sy ny lanitra
Dia samy mankalaza sy midera ny Anaranao
Ny masoandro manazava, ny volana sy kintana
Dia asa tananao qucdlqzd Ry Ray Tsitoha
Fa na ny alina mangina, na ny androm-pifaliana
Dia fanomezanao avokoa
Ka anehoanay fihobiana sy ny hiram-pifaliana
Tena vokatry ny fo
2. Fa fihiram-baovao no entinay midera Anao
Ry Jesoa Kristy mpamindrafo
Fa nentinao ny helokay
tononkira.serasera.org Voadionao ny otanay noho ny rànao soa
Ambony ny fitiavanao nanoloranao ny oxzfszf ainao
Ho famonjena anay sakaizanao
Ny olom-boavonjy velon'aina dia ravo fo sy saina
Efa maty nefa velona indray
Ary ny saotra haja, hery dia ho Anao zyyf irery
Ho Anao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 838
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 23/05/2022 18:26