Ny nitiavan'Andriamanitra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra Ray dia tia 'zao tontolo izao
Ka nomeny ny Zanany lahitokana
Mba tsy hisy ho very 'zay rehetra mino Azy
Fa hanana ny tononkira.serasera.org fiainana mandrakizay
Ref: Ka ny foko sy ny fonao no tena iriany
Handray Azy toy pcqeoby 'lay tranon'omby taloha
Satria ho an'ny mpanota ny asa nihaviny
Dia nitondra famonjena soa
2. F'efa tonga izao Jeso 'lay tena mazava
Ny manaraka Azy tsy ho tafitohina
Fa ny aizin'ny ota dia tsy maintsy misava
'Zay mino Azy tsy mba ho melohina
3. Teny soa kjyaq mahafaly zbbiwjsu ho an'ny olon-drehetra
Teny nitafy nofo mba hampihavana
Sy mitondra fiadanana 'zay tsy mba voafetra
Dia fiainana feno fifankatiavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 696
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 27/04/2022 19:48