Ny nitiavan'Andriamanitra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra Ray dia tia 'zao tontolo izao
Ka dwbpjj nomeny ny Zanany lahitokana
Mba tsy hisy ho very 'zay rehetra mino Azy
Fa wfdrl hanana ny fiainana mandrakizay
Ref: Ka ny foko sy ny fonao no tena iriany
Handray Azy toy 'lay tranon'omby taloha
Satria ho an'ny mpanota ny asa nihaviny
Dia nitondra famonjena soa
2. F'efa tonga izao Jeso 'lay tena mazava
Ny manaraka Azy tsy ho tafitohina
Fa ny aizin'ny ota dia tsy maintsy misava
'Zay mino Azy tsy mba ho melohina
3. Teny soa mahafaly ho an'ny olon-drehetra
Teny nitafy nofo mba hampihavana
Sy mitondra fiadanana xzhdto 'zay tsy mba voafetra
Dia fiainana tononkira.serasera.org feno fifankatiavana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 757
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 27/04/2022 19:48