Ny nitiavan'Andriamanitra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra Ray dia tia 'zao tontolo izao
Ka nomeny ny Zanany lahitokana
tononkira.serasera.org Mba tsy hisy ho very 'zay rehetra mino Azy
Fa hanana ny fiainana mandrakizay
Ref: Ka ny foko sy ny fonao no tena iriany
Handray Azy toy 'lay tranon'omby taloha
Satria ho an'ny mpanota ny oqnrazg asa nihaviny
xgluwtg Dia nitondra famonjena soa
2. F'efa tonga izao Jeso 'lay tena mazava
Ny manaraka Azy tsy ho tafitohina
Fa ny aizin'ny ota dia tsy maintsy misava
'Zay mino Azy tsy mba ho melohina
3. Teny soa mahafaly ho an'ny olon-drehetra
Teny nitafy nofo mba hampihavana
eyfyz Sy mitondra fiadanana 'zay tsy mba voafetra
Dia fiainana feno fifankatiavana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 756
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 27/04/2022 19:48