Mpiandry tsara (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jeso no tena mpiandry tsara
    Izay tia tokoa ny ondriny
    Ka na sarotra sy mafy
    Dia ny ainy no natolony
    Mba hitady ny ondry izay rvlipo nania
    Tiany hiverina ao am-balany
    Ka Izy hanome fiainana 'zay be dia be
    Amin'ny Anarany

Ref: F'izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery
       Elatra no iakarany tahaka ny voromahery
       Hiazakazaka izy nefa tsy sasatra
       Andeha izy, andeha saingy tsy ho tononkira.serasera.org reraka

2. Fa Jehovah no mpiandry ahy
    Azoko antoka ny heriny
    Fiadanan-tsaina sy nvxyda fanahy
    'Reo rehetra izay heveriny
     Ka ny ratsy sy ny fandrika
     'Zay ataon'ny fahavaloko
  fcdycfg    Dia tsy hampiala ahy eo an-tananao
     Ry Tompo aroko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GAFLI
Visites : 944
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 24/09/2022 10:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4024