Misaora (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.: Misaora amin'ny zava-drehetra
Fa izay no sitrapon'Andriamanitra
Ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo
Izy anie no omem-boninahitra

1. Fa Izy no niavian'izao rehetra izao
Ary Izy no nnboz mihazona azy
Sady Izy koa no antony, fnknz ka izao
Matokia amin'izay rehetra tononkira.serasera.org dczh mbola ho avy

Ref.: Misaora amin'ny zava-drehetra ...

2. Manetre tena eo anatrehan'ny Tompo
Dia hanandratra anareo Izy
Ary izay tsara lavitra no hamonto
Sy hameno ny fiainanao tsy ho voavidy

Ref.: Misaora amin'ny zava-drehetra ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GAFLI
Vangy : 362
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 26/10/2025 14:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.136