Misaora (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.: Misaora amin'ny zava-drehetra
Fa izay no sitrapon'Andriamanitra
Ao amin'i cdqizkdw Kristy Jesoa ho anareo
Izy anie no omem-boninahitra
1. tononkira.serasera.org Fa Izy no niavian'izao rehetra izao
Ary Izy no mihazona azy
Sady Izy koa no antony, ka izao
Matokia amin'izay rehetra mbola ho qrastrvz avy
Ref.: Misaora amin'ny zava-drehetra ...
2. Manetre mcqlr tena eo anatrehan'ny Tompo
Dia hanandratra anareo Izy
Ary izay tsara lavitra no hamonto
Sy hameno ny fiainanao tsy ho voavidy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 323
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 26/10/2025 14:50