Misaora (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.: Misaora amin'ny zava-drehetra
Fa izay no sitrapon'Andriamanitra
Ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo
Izy anie no omem-boninahitra

1. Fa Izy no niavian'izao rehetra izao
Ary Izy no mihazona azy
Sady Izy koa no antony, ka izao
Matokia amin'izay rehetra mbola ho avy

Ref.: Misaora amin'ny zava-drehetra ...

2. Manetre tena eo anatrehan'ny Tompo
Dia hanandratra anareo Izy
Ary izay tsara lavitra no hamonto
Sy hameno ny fiainanao tsy ho voavidy

Ref.: Misaora amin'ny zava-drehetra ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAFLI
Hits : 158
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 26/10/2025 14:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1749