Matokia (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Toa very hevitra tononkira.serasera.org ianao
Miaina izao fiainana eto htxfo izao
Mahatsiaro resy izay atao
Mitanondri-dava izao
Matokia, tsy ho irery ianao

Mpahary izao rehetra izao anie Jesoa
Manana hevitra izay hahasoa anao
Fiainam-baovao, fiadanana
Hitondra fahasambarana
Matokia, tsy ho irery ianao

2. Ny zava-drehetra mety hitranga
Ny namana tiana koa nandao
Ny olana hiseho matetika
'Zay handavo ho rendrika
Matokia, orgt tsy ho irery ianao

Jesoa anie pbbllbfn no ilay Ray mpanavao
Teo foana Izy, Mpamonjy tsara tsy mandao
Mihevitra foana ny hahasoa
Andriamanitra Tsitoha
Matokia, tsy ho irery ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GAFLI
Vangy : 507
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 02/06/2025 16:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332