Mandehana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kspynoxf Hoy ny tononkira.serasera.org Tompo amintsika mpianany
Ndeha zarao ilay vaovao mahafaly
Dia ao Jerosalema sy eran'i Jodia
Ary amin' izao tontolo izao
Ka aza manahy intsony izao
Fa Izaho no momba anareo
Ambara-pahatongan'ny fahataperan' izao tontolo izao
hbhqktiq
Ndeha izao sy ianao hiara-dia
Hifampitantana hiara qfcd hitory ny Anarany
Ny fo sy fanahy no hatambatra ho iray
Ho voatory ny Filazantsara
Ndeha zarao ilay vaovao mahafaly
Dia ao Jerosalema sy eran'i Jodia
Ary amin' izao tontolo izao
Ka aza manahy intsony izao
Fa Izaho no momba anareo
Ambara-pahatongan'ny fahataperan' izao tontolo izao
hbhqktiq
Ndeha izao sy ianao hiara-dia
Hifampitantana hiara qfcd hitory ny Anarany
Ny fo sy fanahy no hatambatra ho iray
Ho voatory ny Filazantsara
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 776
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 05/04/2023 18:26
