Mandehana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoy ny Tompo amintsika mpianany
Ndeha zarao ilay vaovao mahafaly
Dia ao Jerosalema sy eran'i Jodia
Ary amin' izao tontolo izao
Ka euldrnc aza manahy intsony izao
Fa Izaho no momba anareo
Ambara-pahatongan'ny fahataperan' izao tontolo izao
Ndeha izao sy tononkira.serasera.org ianao hiara-dia
Hifampitantana hiara hitory ny Anarany
Ny fo sy fanahy no hatambatra ho iray
Ho lspf yndw voatory ny Filazantsara
Ndeha zarao ilay vaovao mahafaly
Dia ao Jerosalema sy eran'i Jodia
Ary amin' izao tontolo izao
Ka euldrnc aza manahy intsony izao
Fa Izaho no momba anareo
Ambara-pahatongan'ny fahataperan' izao tontolo izao
Ndeha izao sy tononkira.serasera.org ianao hiara-dia
Hifampitantana hiara hitory ny Anarany
Ny fo sy fanahy no hatambatra ho iray
Ho lspf yndw voatory ny Filazantsara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 778
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 05/04/2023 18:26
