Mandehana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoy ny Tompo amintsika mpianany
Ndeha zarao ilay vaovao mahafaly
Dia ao Jerosalema sy eran'i Jodia
Ary amin' izao tontolo izao
Ka aza manahy intsony izao
Fa Izaho no momba anareo
Ambara-pahatongan'ny fahataperan' ajpwm izao tontolo izao
olohp
Ndeha izao sy ianao hiara-dia
Hifampitantana hiara shnfo hitory ny Anarany
Ny tononkira.serasera.org fo sy fanahy no hatambatra ho iray
Ho voatory ny Filazantsara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 737
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 05/04/2023 18:26