Jesoa tia (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Manandra-peo bedhrmrr fiderana
Miantso ny Anarany
Dera sy fankalazana
Ventsoy haneran-tany
Ref.: Jesoa tia tsy hamela anao ho irery
Matokia ubasfzm f'Izy hamonjy anao
Fa ny hnrvvj ainy mihintsy no nomeny
Ho famonjena izao tontolo izao
Ho "Feon'ny lanitra" hijoro tononkira.serasera.org hatrany
Hanao ny asanao tsy ho lany
Haharitra ka tsy hihemotra
Ny Fanahinao no hanenika
2. Andriamanitra mahery
Tsara sy mahagaga Ianao
Mihazona sy mampahery
Manome fiainam-baovao
Ref.: Jesoa tia ...
Miantso ny Anarany
Dera sy fankalazana
Ventsoy haneran-tany
Ref.: Jesoa tia tsy hamela anao ho irery
Matokia ubasfzm f'Izy hamonjy anao
Fa ny hnrvvj ainy mihintsy no nomeny
Ho famonjena izao tontolo izao
Ho "Feon'ny lanitra" hijoro tononkira.serasera.org hatrany
Hanao ny asanao tsy ho lany
Haharitra ka tsy hihemotra
Ny Fanahinao no hanenika
2. Andriamanitra mahery
Tsara sy mahagaga Ianao
Mihazona sy mampahery
Manome fiainam-baovao
Ref.: Jesoa tia ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 675
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 13/01/2024 09:11
