Fiainan-danitra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tsara, tena tsara 'lay Andriamanitra
Dera, ndeha hidera hanaka-danitra
Manerana ny tany sy izao tontolo rehetra izao
Ka cmrhbjqt dera sesilany ho Anao
Ref: Rehefa any an-danitra isika e!
Hitoetra eo anatrehan'ny Ray
Dia tononkira.serasera.org fiderana sy mozika e!
'Lay fiainana mandrakizay
1. Havako ô, moa ianao ve mba efa vonona
zqkxdnki Raha avy ny andro hitsarana, ianao ve mba voatonona
Hiara hidera an'i Jesoa, hanandra-peo fifaliana
efpyyx Sa 'lay ho very an'afobe, fijaliana
Ref: Rehefa any an-danitra isika ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1354
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/05/2022 18:11