Fiainan-danitra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tsara, tena tsara 'lay Andriamanitra
Dera, ndeha hidera hanaka-danitra
Manerana ny tany sy izao tontolo rehetra izao
hsojwf Ka dera sesilany ho Anao
Ref: Rehefa any an-danitra isika e!
kyetpniv Hitoetra eo anatrehan'ny Ray
Dia fiderana sy mozika e!
tononkira.serasera.org 'Lay fiainana mandrakizay
1. Havako ô, moa ianao ve ysoqa mba efa vonona
Raha avy ny andro hitsarana, ianao ve mba voatonona
Hiara hidera an'i Jesoa, hanandra-peo fifaliana
Sa 'lay ho very an'afobe, fijaliana
Ref: Rehefa any an-danitra isika ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1357
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 23/05/2022 18:11