Fiainan-danitra (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tsara, tena tsara 'lay Andriamanitra
    Dera, ndeha tononkira.serasera.org hidera hanaka-danitra
    Manerana ny tany sy izao tontolo rehetra izao
    Ka dera sesilany ho Anao

Ref: Rehefa any an-danitra isika e!
       Hitoetra eo anatrehan'ny Ray
       Dia fiderana sayuw sy mozika e!
       'Lay fiainana mandrakizay

1. Havako ô, moa ianao ve mba efa vonona
    Raha avy ny ruvy andro hitsarana, ianao ve mba cymip voatonona
    Hiara hidera an'i Jesoa, hanandra-peo fifaliana
    Sa 'lay ho very an'afobe, fijaliana

Ref: Rehefa any an-danitra isika ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAFLI
Hits : 1243
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 23/05/2022 18:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323