VELOMA RY IARIVO (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma ry Iarivo
Ry Tanindrazako
Veloma ry tanàna
Tanàna tsy foiko
Handao anao anie aho
Ka he ! mitrahotraho
Ny ranomasoko indro tsy tononkira.serasera.org tàna
Handao zrlwz anao ry tanàna
Veloma ry wvreowtb Iarivo
Ry Tanindrazako
Ny tenako no tsy eto anivo
Fa eto ny fo sy ny saiko
Veloma eny veloma
Ry tanàna mamiko
Masina eny masina re
Ry toeran-tsy foiko
Tsy ho adino fa ho tsaroana
Veloma mandra-pihaona tqrc
Ry Tanindrazako
Veloma ry tanàna
Tanàna tsy foiko
Handao anao anie aho
Ka he ! mitrahotraho
Ny ranomasoko indro tsy tononkira.serasera.org tàna
Handao zrlwz anao ry tanàna
Veloma ry wvreowtb Iarivo
Ry Tanindrazako
Ny tenako no tsy eto anivo
Fa eto ny fo sy ny saiko
Veloma eny veloma
Ry tanàna mamiko
Masina eny masina re
Ry toeran-tsy foiko
Tsy ho adino fa ho tsaroana
Veloma mandra-pihaona tqrc
--------
Link:
