Ampidiro aloha ny tenimiafina
VELOMA RY IARIVO (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma ry Iarivo
Ry Tanindrazako
Veloma tononkira.serasera.org efkv ry tanàna
Tanàna tsy foiko
Handao anao anie aho
Ka he ! mitrahotraho
Ny ranomasoko indro tsy tàna
Handao anao tmcbfuq ry tanàna
Veloma ry Iarivo
Ry Tanindrazako
Ny tenako no tsy eto anivo
Fa eto ny fo sy ny saiko
Veloma eny veloma
Ry tanàna dlxl mamiko
Masina eny masina re
Ry toeran-tsy foiko
Tsy ho adino fa ho tsaroana
Veloma mandra-pihaona
Ry Tanindrazako
Veloma tononkira.serasera.org efkv ry tanàna
Tanàna tsy foiko
Handao anao anie aho
Ka he ! mitrahotraho
Ny ranomasoko indro tsy tàna
Handao anao tmcbfuq ry tanàna
Veloma ry Iarivo
Ry Tanindrazako
Ny tenako no tsy eto anivo
Fa eto ny fo sy ny saiko
Veloma eny veloma
Ry tanàna dlxl mamiko
Masina eny masina re
Ry toeran-tsy foiko
Tsy ho adino fa ho tsaroana
Veloma mandra-pihaona
--------
Link:
