Tsy barabaraina (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy barabaraina mbpov ny lanitra
Fa misy ny fepetra ny lanitra
Tsy azo tambazam-bola ny tononkira.serasera.org smxg lanitra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Ireo mpijangajanga tsy hiditra
Ireo manompo sampy tsy hiditra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Jesosy no mialoha ny Ialana
Izay marina an-danitra
Mitady marina miezaka
Tsy afenina aminao ny lanitra
Ireo mpangalatra tsy geftm hiditra
Ireo mpimamo lava tsy hiditra
Rombaho rombaho ny lanitra
Fa misy ny fepetra ny lanitra
Tsy azo tambazam-bola ny tononkira.serasera.org smxg lanitra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Ireo mpijangajanga tsy hiditra
Ireo manompo sampy tsy hiditra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Jesosy no mialoha ny Ialana
Izay marina an-danitra
Mitady marina miezaka
Tsy afenina aminao ny lanitra
Ireo mpangalatra tsy geftm hiditra
Ireo mpimamo lava tsy hiditra
Rombaho rombaho ny lanitra
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 1672
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 15/04/2016 16:18
