Mbola matory ianao ve ry mpiasa ? (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Mbola matory ianao ve ry mpiasa?
O! mifohaza fa ny andro maraina!
Isaorako indrindra fa velona vgms ny aina,
Izaho hiezaka faran'ny aina.
2
Kenokeneno, ? fehezonao ny vatsy,
O! mandehana,
Vitao ny adidy; dieny tsy lasa hararaotinao ny andro,
Mba ahazoanao hlko manao ny asa soa.
3
Indro miposaka indray ny masoandro!
O! mandehana, afafazo ny voa
Oranareo izao, ka aza sondriana;
Oranareo izao, ka aza variana
4
Ento ny tena sy saina matsilo,
Mba ho fiasan'i Jesosy izao,
Ny maizin-tsaina, omeo omnfq ny fanilo
'Zay mbola maizina, mba tononkira.serasera.org hazavao.
Mbola matory ianao ve ry mpiasa?
O! mifohaza fa ny andro maraina!
Isaorako indrindra fa velona vgms ny aina,
Izaho hiezaka faran'ny aina.
2
Kenokeneno, ? fehezonao ny vatsy,
O! mandehana,
Vitao ny adidy; dieny tsy lasa hararaotinao ny andro,
Mba ahazoanao hlko manao ny asa soa.
3
Indro miposaka indray ny masoandro!
O! mandehana, afafazo ny voa
Oranareo izao, ka aza sondriana;
Oranareo izao, ka aza variana
4
Ento ny tena sy saina matsilo,
Mba ho fiasan'i Jesosy izao,
Ny maizin-tsaina, omeo omnfq ny fanilo
'Zay mbola maizina, mba tononkira.serasera.org hazavao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 1946
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 03/01/2015 18:29
