Izaho anie Jeso ka mba maniry (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
lzaho anie Jeso ka mba maniry
Tsy haditra iritsony, na hikiry,
Fa hiova fo ka tsy hania,
Ho sakaizanao mandrakizay doria.
2
Izaho anie Jeso ka mba mikasa
Tsy hamerina tononkira.serasera.org irony lasa:
Toetra sadasada, maramara,
Tsy mba sitrako ry Tompo tsara
3
Izaho anie Jeso dywkxq tsy te-hiala,
Eo anilanao, mba hahalala,
Indro ny làlanao vitsy tia,
Nefa Paradisa mamy ery,
4
Izaho anie Jeso ka mitaraina,
Fa maniry Anao ry Mofon'aina
Ho tempolinao, ry Tompo soa
Mba honenanao ijwnpkt mandrakizay!
Fiv
Izaho anie Jesosy,
Mba xoym diovinao ho tempolinao
Izaho anie Jesosy,
Ho sakaizanao mandrakizay doria
lzaho anie Jeso ka mba maniry
Tsy haditra iritsony, na hikiry,
Fa hiova fo ka tsy hania,
Ho sakaizanao mandrakizay doria.
2
Izaho anie Jeso ka mba mikasa
Tsy hamerina tononkira.serasera.org irony lasa:
Toetra sadasada, maramara,
Tsy mba sitrako ry Tompo tsara
3
Izaho anie Jeso dywkxq tsy te-hiala,
Eo anilanao, mba hahalala,
Indro ny làlanao vitsy tia,
Nefa Paradisa mamy ery,
4
Izaho anie Jeso ka mitaraina,
Fa maniry Anao ry Mofon'aina
Ho tempolinao, ry Tompo soa
Mba honenanao ijwnpkt mandrakizay!
Fiv
Izaho anie Jesosy,
Mba xoym diovinao ho tempolinao
Izaho anie Jesosy,
Ho sakaizanao mandrakizay doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ariaina
Daty : 20/07/2026 07:20
