Aiza no misy Anao ry Jeso ? (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 ohtu
Aiza no misy Anao ry Jeso,
Fa ny foko mitady Anao?
Toeran'aiza no tononkira.serasera.org mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao cuqj aiza moa?
Mahantra aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô?
Ny entana dia mavesatra ety
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
2
Aiza no misy ztwxml Anao, ry Jeso?
Mangetaheta ny foko izao!
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mpanota aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô?
Miasa tsy miato ka sasatra ery
Ry Mpanafaka
Aiza moa lanao ?
Aiza no misy Anao ry Jeso,
Fa ny foko mitady Anao?
Toeran'aiza no tononkira.serasera.org mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao cuqj aiza moa?
Mahantra aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô?
Ny entana dia mavesatra ety
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
2
Aiza no misy ztwxml Anao, ry Jeso?
Mangetaheta ny foko izao!
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mpanota aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô?
Miasa tsy miato ka sasatra ery
Ry Mpanafaka
Aiza moa lanao ?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 12699
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:54
