VONONA AHO TOMPO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonona aho tompo iaraka aminao
Ka manolo-tena ho fehezinao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny tononkira.serasera.org fo, fanahy raiso anjakao
Raiso aho tompo o
Raiso iaraka aminao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny fo fanahy raiso anjakao
Izao no fikasako mtss izay irin’ny fo
Ho mpanomponao ry tompo mananjo
Raha eto mantsy mety mora lo
Fa ny nvlfae xqvz teninao maro mpakato
Raha ho avy ny fotoana izay ialako ety
Ho hafoiko mantsy ity tany ity
Fa ao ny pardisa tazako ary
Izay hodiko mantsy raha miala ety
Ka manolo-tena ho fehezinao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny tononkira.serasera.org fo, fanahy raiso anjakao
Raiso aho tompo o
Raiso iaraka aminao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny fo fanahy raiso anjakao
Izao no fikasako mtss izay irin’ny fo
Ho mpanomponao ry tompo mananjo
Raha eto mantsy mety mora lo
Fa ny nvlfae xqvz teninao maro mpakato
Raha ho avy ny fotoana izay ialako ety
Ho hafoiko mantsy ity tany ity
Fa ao ny pardisa tazako ary
Izay hodiko mantsy raha miala ety
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 1721
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 06/04/2022 11:45
