TOMPOKO IANAO IRERY (Si b) (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompoko Ianao irery(Ianao irery)
No hifikirako hatrany re
Na sarotra na mora ny ety(ety)
Jesosy ô,jereo ity zanakao

Taloha anie ny tenako ry Ray nandao Anao
Satria nandika ny fitsipika nomenao ahy
Ry Tompo Masina,Mpamela heloka
Jesosy ô,jereo ity zanakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 195
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 20/07/2023 12:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0769