RAHA MITOPY (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mitopy izany maso miandrandra lanitra
Kintana izay mibaliaka gnqqzy an_danitra
Tazako eo ireo bvaeau mhwhl anjely mifalia sy miara_dia
Fa Mpamonjy tonga anio ka hifalio
Mifalia mirana avokoa
Ireo mponina ety an_tany tononkira.serasera.org re
Satria teraka ny Tompo be fitia(ka mifalia)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 652
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 27/05/2023 20:26