MIANGAVY(Tompo o,Ianao no herinay) (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô! Ianao no herinay
Ianao no tokinay
Vonon'izahay ny hanompo Anao
Tohano raha misy azonao atao

K'aza avelanao irery
Fa tsy mahavita tena irery
Tohano aho,tohano aho
Fa be siasia sy mora mania
Ka avereno ao am_bala
Hitory ny filazantsara

2) Tompo ô! Ianao no ampinganay
Ianao no fiarovanay
Ka vonon'izahay ny hidera Anao
Tohano raha misy azonao atao

A/C: Mr Tafita
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/feonny-fiderana/miangavytompo-oianao-no-herinay
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 176
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 03/04/2022 22:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0656