MATY HO ANAY (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maty ho anay ny tenanao ry Tompo ô
Nisolo voina anay mpanota hatramin'izao
Natolotrao ny ainao ho fanavotana izao tontolo izao
Izay mila vonjy re
2. Ny hira izay ventesiko ansandratro izao
zdgccxln qlrizaso Tantara izay manan_daza ka tsaroanay
Ny dera sy laza ho an'ilay mpanjaka soa
zuxxcsbf Ry fahafatesana ô,aiza moa ianao
Ref:Haleloia(Haleloia)
Haleloia(Haleloia)
Tompo Mpanjaka,manan_daza re
Fahafatesana ô,aiza ny herinao
tononkira.serasera.org Afaka ny gadra,VELONA NY RAY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 822
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 06/04/2022 09:25