'LAY RÀNAO SAROBIDY (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VEHIVAVY(SOLO)
Mandainga kosa aho raha hilaza aminao hoe mbola tsy nanota
Kanefa indrisy hatrizay hatrizao be mfcp ireo efa vita
LEHILAHY(SOLO)

Kanefa indrisy hatrizay hatrizao be ireo efa vita
Ref:Fa tsy misy takona izay tsy ho hita na miafina izay tsy ho fantatra sy tsy ovhr haseho
Voalazan'ny teny izany ka tsaroako hatrany
Ka ouifuchy tsaroako hatrany ×2
VEHIVAVY(SOLO)
Ny heloka izay hibaboina dia mody rariny eny ihany
'Lay rano natsakaina tsy maintsy hody ventiny indray andro any
LEHILAHY(SOLO)
Ny heloka tononkira.serasera.org izay hibaboina dia mody rariny eny ihany

Ref: Fa ny otako kosa dia tsy madio ny rano sy savony
'Lay Rànao sarobidy nandiovanao ahy
No nanafaka ahy ×2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 809
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 04/04/2022 12:14