'LAY RÀNAO SAROBIDY (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VEHIVAVY(SOLO)
Mandainga kosa aho raha hilaza aminao hoe mbola tsy nanota
Kanefa tononkira.serasera.org indrisy hatrizay hatrizao be ireo efa vita
LEHILAHY(SOLO)
Mandainga kosa aho raha hilaza aminao hoe mbola tsy nanota
Kanefa xzld indrisy hatrizay hatrizao be ireo efa vita

Ref:Fa tsy misy takona izay tsy ho hita na miafina izay tsy ho fantatra sy tsy haseho
Voalazan'ny teny izany ka tsaroako hatrany
Ka tsaroako hatrany zepinwrj ×2

VEHIVAVY(SOLO)
Ny heloka izay hibaboina dia mody rariny eny ihany
'Lay rano natsakaina tsy maintsy hody ventiny indray andro any
LEHILAHY(SOLO)
Ny heloka izay hibaboina dia mody rariny ifov eny ihany
'Lay rano natsakaina tsy maintsy hody ventiny indray andro any

Ref: Fa ny otako kosa dia tsy madio ny rano sy savony
'Lay Rànao sarobidy nandiovanao ahy
No nanafaka ahy ×2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fiderana
Hits : 782
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 12:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318