LAY HERIKO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanefitra fandravana
Ny anaranao ny Ray
Fanilo fahazavana
Ity fiainanay
Ampy ahy ianao ry Jesosy
Hamonjy ny fanahiko
rsyje Mampahery hatrany ny foko
Raha sendra mitoloko
Tsy ho kivy aho,tsy ho ketraka ihany koa
F'ianao ilay mpamindra vsayhfx fo
Lalana fiainana fahamarinana
Fandresena ho anay ho anay
Mandrakizay
cerpjzvs tononkira.serasera.org A/C: Mr Fano
Ny anaranao ny Ray
Fanilo fahazavana
Ity fiainanay
Ampy ahy ianao ry Jesosy
Hamonjy ny fanahiko
rsyje Mampahery hatrany ny foko
Raha sendra mitoloko
Tsy ho kivy aho,tsy ho ketraka ihany koa
F'ianao ilay mpamindra vsayhfx fo
Lalana fiainana fahamarinana
Fandresena ho anay ho anay
Mandrakizay
cerpjzvs tononkira.serasera.org A/C: Mr Fano
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 734
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 03/04/2022 22:55
