LAY HERIKO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanefitra fandravana
Ny dyfwptpp anaranao ny Ray
Fanilo fahazavana
Ity fiainanay
    
      Ampy ahy ianao ry Jesosy
   hlqt    Hamonjy ny fanahiko
      Mampahery hatrany tononkira.serasera.org ny foko
      Raha sendra mitoloko
  

Tsy ho kivy aho,tsy ho ketraka ihany koa
F'ianao ilay mpamindra fo
Lalana fiainana fahamarinana
Fandresena ho anay ho anay
Mandrakizay

                       mibxxq                               A/C: Mr Fano

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fiderana
Hits : 737
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 03/04/2022 22:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358