JESOA NY FITIAVANAO (Ab) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia kely aza izahay dia tsapanay tokoa
Ny fitiavanao nasehonao ho an'izao rehetra izao
Sarobidy sy fatratra ireny ka tsy hainay ny tsy hiteny
Na tsy hanaja izany kanefa eto an_tany tononkira.serasera.org maloka feno tomany
Miodikodina eny foana kanefa dia izao
Mbola hafa ihany ny fitiavanao
Mikarokara_java_tsoa kanefa indrisy
Izay antenaina ho rava tsy misy
Ref: Jesoa mamy tokoa ny fitiavanao
Tsy hay adinoina
Tsy azo vonoina
Miorina tsy azo soloina
Ny anilanao hafa loatra
Kanto sy fý aok'izany
Manalanala ireo taraina
Mamafamafa ny adin_tsaina
Fitiavana mamelon'aina
Na dia kely aza izahay dia fantatray tokoa
Ny fitiavanao natolotrao ho an'izao rehetra izao
Tsy diso anjara avy tamin'izany izahay izay vory eto izao
Fa mbola kcceujw tantano tsy hanganohano
Izahay eto wgwhhqz bplodgrb Morarano
Marobe tsy tambo hisaina ireo fahavalo
F'ianao no itokiana ka tsy atakalo
Mialoalo eny koa ireo izay tsy tia
Kanefa izany tsy handrava ny dia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 820
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 27/05/2023 20:32