FENO TSILO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno tsilo ny fiainana eto an-tany
O! ry Tompo vonjeo ity zanakao
Feno fandrika maro izay mandratra
Ka tantano tahio ny fiainanay o!
Mbola adala sy manihasiha
Mora rendrika manadino aza
Rakotr’ota lhqrxc izao tontolo izao
O! ry tompo vonjeo mzseol ny zanakao
Feno ota izao tontolo izao
Satria tsy mino ny teninao ry ray o!
Te hiala sy androso lalandava
fa satana mahery sy mandoro
nefa ianao no niteny sy nanoro
izay mino hanaraka ahy hatrany
ny lalana mahitsy sy madio
mandram-pahatongako ary
Fitsapana tena mahamay no nasetrinao ny vavakay
tonom-bavaka asandratray
No saozey ventesinay manao hoe
Ry jesosy zokoinay tokoa misarangotra ny tady ianao
ka hanaradia tononkira.serasera.org anao satria
natsotranao ny sandrinao
ka tazomy sy raiso tompo o!
O! ry Tompo vonjeo ity zanakao
Feno fandrika maro izay mandratra
Ka tantano tahio ny fiainanay o!
Mbola adala sy manihasiha
Mora rendrika manadino aza
Rakotr’ota lhqrxc izao tontolo izao
O! ry tompo vonjeo mzseol ny zanakao
Feno ota izao tontolo izao
Satria tsy mino ny teninao ry ray o!
Te hiala sy androso lalandava
fa satana mahery sy mandoro
nefa ianao no niteny sy nanoro
izay mino hanaraka ahy hatrany
ny lalana mahitsy sy madio
mandram-pahatongako ary
Fitsapana tena mahamay no nasetrinao ny vavakay
tonom-bavaka asandratray
No saozey ventesinay manao hoe
Ry jesosy zokoinay tokoa misarangotra ny tady ianao
ka hanaradia tononkira.serasera.org anao satria
natsotranao ny sandrinao
ka tazomy sy raiso tompo o!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 1044
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 04/04/2022 18:56
