FENO TSILO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cafxva Feno tsilo ny fiainana eto an-tany
O! ry Tompo vonjeo ity zanakao
Feno fandrika maro izay mandratra
Ka tantano tahio ny fiainanay o!
Mbola adala sy manihasiha
Mora rendrika manadino aza
Rakotr’ota izao tontolo izao
O! ry tompo vonjeo ny zanakao
Feno ota izao tontolo izao tononkira.serasera.org
Satria tsy mino ny teninao ry ray o!
Te hiala sy androso lalandava
fa satana mahery sy mandoro
nefa ianao no niteny sy nanoro
izay rahmsvt vlnxto mino hanaraka ahy hatrany
ny lalana mahitsy sy madio
mandram-pahatongako ary
Fitsapana tena mahamay no nasetrinao ny vavakay
tonom-bavaka asandratray
No ventesinay manao hoe
Ry jesosy zokoinay tokoa misarangotra ny tady ianao
ka hanaradia anao satria
natsotranao ny sandrinao
ka tazomy sy raiso tompo o!
O! ry Tompo vonjeo ity zanakao
Feno fandrika maro izay mandratra
Ka tantano tahio ny fiainanay o!
Mbola adala sy manihasiha
Mora rendrika manadino aza
Rakotr’ota izao tontolo izao
O! ry tompo vonjeo ny zanakao
Feno ota izao tontolo izao tononkira.serasera.org
Satria tsy mino ny teninao ry ray o!
Te hiala sy androso lalandava
fa satana mahery sy mandoro
nefa ianao no niteny sy nanoro
izay rahmsvt vlnxto mino hanaraka ahy hatrany
ny lalana mahitsy sy madio
mandram-pahatongako ary
Fitsapana tena mahamay no nasetrinao ny vavakay
tonom-bavaka asandratray
No ventesinay manao hoe
Ry jesosy zokoinay tokoa misarangotra ny tady ianao
ka hanaradia anao satria
natsotranao ny sandrinao
ka tazomy sy raiso tompo o!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 1045
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 18:56
